Entrée | teny imaso tsy mba kilema | |
Mots élémentaires | teny ; imaso ; tsy ; mba ; kilema | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Enti-milaza hevitra aseho am-pahatsorana na dia tsy hahafaly ilay ilazana azy aza, sao manjary fanaratsiana na fifosana raha any amin' ny takona [1.1] | |
Mis à jour le 2023/06/08 |