Entrée | tevana | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Hady makadiry, lavaka lalina sy lehibe [1.1] | ||
Explications en anglais | A precipice, an abyss [1.7] | ||
Explications en français | Précipice, abîme, fossé [1.8] | ||
Exemples | Indray asabotsy, fahavaratra ny andro tamin' izay, latsaka tany an-tevana noho ny tany malama io omby io, ka tapaka ny tongony iray.
[2.472] | ||
Vocabulaire | Géographie: (en général) | ||
Mots composés |
| ||
Toponymes |
| ||
Proverbes | Proverbes contenant le mot tevana | ||
Anagrammes | tevana, vatañe |
Mis à jour le 2023/09/14 |