Entrée | tifidalitra | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Betsileo] Lalaon' ny ankizy anehoana fahakingana amin' ny famonoan-dalitra: aforitra ny hazo na sila-bolo, asiana tady ny tapany roa hanenjana azy, ka ny bala dia vero na hazo hazonina eo amin' ny tady ny tapany; sintonina henjanina mafy ny tady, ka avotsotra tampoka, dia mitsipika teo ny bala ka mihatra ery amin' ny zavatra tifirina [1.1] | |
Vocabulaire | Jeu | |
Mis à jour le 2020/07/31 |