Entrée | tofina | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Explications en malgache | Fianjera, fidona; faharary noho ny fianjerana amin' ny tany; fihetsiketsehana, fanonjanonjana, fitopatopan' ny volon-doha (raha ohatra mihazakazaka). [1.1] | ||||||
Dérivés |
| ||||||
Synonymes | tofintofina | ||||||
Anagrammes | fanito, fanoty, fantio, fotina, tinafo, tofina, tonafy |
Mis à jour le 2020/07/31 |