Entrée | tohina | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en français | Action de toucher [1.3] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Mots composés |
| |||||||||||||||
Entrée | tohina | |||||||||||||||
Partie du discours | participe | |||||||||||||||
Explications en malgache | Voadona malemy dia malemy, voakasika kely foana: Tohina fotsiny ilay tavim-boninkazo dia nianjera Sosotra na tezitra na mangoraka: Tohina ny foko mahita ilay vehivavy mahantra mibaby zaza mitsindroka eny an-dalambe Tofoka, leony: Tohin-kazandrano aho tany amoron-tsiraka. [1.1] | |||||||||||||||
Explications en français | Touché légèrement Dégoûté, qui n'en veut plus (peu usité en ce sens) [1.3] | |||||||||||||||
Exemples |
| |||||||||||||||
Morphologie |
| |||||||||||||||
Entrée | tohina | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Tsy rahazakan'ny taova zavatra iray, ary miseho amin'ny endrika samihafa [1.13] | |||||||||||||||
Explications en français | Allergie [1.13] | |||||||||||||||
Vocabulaire | Santé | |||||||||||||||
Anagrammes | antohy, hatony, tohina |
Mis à jour le 2023/03/29 |