Entrée | tohofana (tohoka) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Fefena mba hihandrona ny rano: Tohofy ny tanimbary mba ho feno rano Enti-milaza ny fatana asiana kitay, tain' omby..., miavovona be: Notohofany kitay be loatra ny fatana ka maty ny afo Atao mipetaka avy hatrany amin' ny vava: Tsy tokony hotohofana vava ny fantsakana satria natao ho an' ny olona rehetra io [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To have something placed with its end against it, as the mouth receiving a bottle [1.7] | ||||||||
Explications en français | Contre quoi on met le bout de quelque chose [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |