Entrée | tokatoka | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Betsimisaraka] Karazan-tononkira na tononkalo betsimisaraka mitanisanisa zavatra mifangaro, tsy dia mba mifototra amin' ny zavatra iray, nefa kosa mirindra sy manara-paika aoka izany: indraindray koa fitanisana na fitsikerana eritreritra samihafa, fihetseham-po [1.1] | |
Vocabulaire | Littérature: (en général) | |
Anagrammes | kotakota, takotako, tokatoka |
Mis à jour le 2020/07/31 |