Entrée | tokonana | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Ny toerana eo amin' ny fanambanin' ny varavarambe izay tsy maintsy dinganina na hitsahina isaky ny mivoaka sy miditra [1.1] | |||
Explications en français | Le seuil des portes, la pièce intérieure des encadrements des portes et des croisées [1.3] | |||
Seuil [1.13] | ||||
Exemples | ary nisy andry sy tokonana koa teo anoloan' io.
[2.996] | |||
Synonymes | tokonam-baravarana | |||
Mots composés, titres, noms |
| |||
Proverbes | Proverbes contenant le mot tokonana | |||
Mis à jour le 2023/08/11 |