Entrée | tomika | ||
Partie du discours | adjectif | ||
Explications en malgache | Banga, tsy ampy, tsy efa, tsy ary fomba (fampiasa indrindra miaraka amin' ny hoe: "tsy misy"): Tsy misy tomika: feno tanteraka, tsy misy banga [1.1] | ||
Exemples | misy tomika amin"i Frantsa".
[2.472] | ||
Mots composés |
| ||
Anagrammes | kamoty, matoky, mitako, mitoka, motaky, motika, tomika |
Mis à jour le 2020/07/31 |