|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1  tonta
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza zavatra tsy vao intsony, efa simba [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 usé, détérioré [1.3#728, 1.8]
5 vieux [1.8]
Mpanahaka  6  antitra, 7  efa navalona, 8  ela nanaovana, 9  ela niasana, 10  lany andro, 11  lany mondro, 12  maintimolaly, 13  mandalambitsika, 14  rombina, 15  rovitra, 16  simba, 17  taloha, 18  tranainy
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe tonta

Teny iditra (2/5) 20  tonta
Sokajin-teny  21  anarana
Sampanteny 
Anarana :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  24 Fandrika ahazoana voalavo na totozy: Tontam-boalavo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  25 a trap [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  26 piège à rat [1.3#728]
27 piège [1.8]
Fikambanana  28  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe tonta

Teny iditra (3/5) 29  tonta
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny malagasy  31 Ankilany, andaniny: Samy nosazin' ny mpitsara izy roa tonta [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  32 one side of a quarrel [1.7]
Fikambanana  33  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe tonta

Teny iditra (4/5) 34  tonta
Sokajin-teny  35  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  49 Fanjerana zavatra atao miavovona
50 Vono atao amin' ny fively na torabato
51 Famindrana soratra amin' ny taratasy amin' ny alalan' ny lohavy izay ampidirina anaty lasitra ka terena hipetaka sy hiraikitra amin' ny taratasy; fanaovana biriky amin' ny fampidirana tanimanga ao anaty lasitra
52 Fanaovana antontany, fampifanongoavana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  53 amoncellement, superposition, action de jeter sur ou contre, de battre, de frapper, de laisser tomber, d'imprimer sur papier ou sur étoffe [1.3#728]
Fikambanana  54  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe tonta

Teny iditra (5/5) 55  tonta
Sokajin-teny  56  anarana
Fanazavàna teny malagasy  57 [Antambahoaka] valamparihy [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/10/06