|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 tonta |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza zavatra tsy vao intsony, efa simba
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 usé, détérioré
[1.3#728, 1.8] 5 vieux [1.8] |
| Mpanahaka | 6 antitra, 7 efa navalona, 8 ela nanaovana, 9 ela niasana, 10 lany andro, 11 lany mondro, 12 maintimolaly, 13 mandalambitsika, 14 rombina, 15 rovitra, 16 simba, 17 taloha, 18 tranainy |
| Fikambanana | 19 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe tonta |
| Teny iditra (2/5) | 20 tonta |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Fandrika ahazoana voalavo na totozy: Tontam-boalavo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
25 a trap
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 piège à rat
[1.3#728] 27 piège [1.8] |
| Fikambanana | 28 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe tonta |
| Teny iditra (3/5) | 29 tonta |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
31 Ankilany, andaniny: Samy nosazin' ny mpitsara izy roa tonta
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
32 one side of a quarrel
[1.7] |
| Fikambanana | 33 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe tonta |
| Teny iditra (4/5) | 34 tonta |
| Sokajin-teny | 35 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
49 Fanjerana zavatra atao miavovona
50 Vono atao amin' ny fively na torabato 51 Famindrana soratra amin' ny taratasy amin' ny alalan' ny lohavy izay ampidirina anaty lasitra ka terena hipetaka sy hiraikitra amin' ny taratasy; fanaovana biriky amin' ny fampidirana tanimanga ao anaty lasitra 52 Fanaovana antontany, fampifanongoavana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
53 amoncellement, superposition, action de jeter sur ou contre, de battre, de frapper, de laisser tomber, d'imprimer sur papier ou sur étoffe
[1.3#728] |
| Fikambanana | 54 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe tonta |
| Teny iditra (5/5) | 55 tonta |
| Sokajin-teny | 56 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
57 [Antambahoaka] valamparihy
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/10/06 |
|