Entrée | tontolo iainana | |
Mots élémentaires | tontolo ; iainana | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Fifandraisan' ny zavamananaina na tsy manana aina amin' ny olombelona miaina ao anivony, ka mety manasoa na manaratsy ny fiainan' izany olombelona izany eo amin' ny lafiny rehetra maha olona [1.62] | |
Illustrations | ||
Mis à jour le 2023/04/16 |