Entrée | tosaka | |||||||||||||||
Partie du discours | adjectif | |||||||||||||||
Explications en malgache | Mitobaka any ivelany, miraraka na mihanaka noho ny habetsahany Miparitaka eo am-pahavakiana Tapaka. [1.1] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Entrée | tosaka | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Refin-kadirin-drano mikoriana isan-tsegondra amin'ny metatra toratelo amin'ny vavarano na toerana iray amin'ny renirano [1.13] | |||||||||||||||
Explications en français | Débit [1.13] | |||||||||||||||
Anagrammes | akotsa, atsako, atsoka, tosaka, tsaoka, tsoaka |
Mis à jour le 2020/07/31 |