Entrée |
traoka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Taova lavalava idiran' ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka mizara roa: ny lohatraoka ary ny traokabe [1.1]
|
| Taova mitondra ny rivotra ao amin'ny havokavoka [1.13]
|
Explications en français | Bronche [1.13]
|
Exemples | Ny braonsita dia otrikaretina mahazo ny traoka na ireo fantsona mitondra ny rivotra mankao amin' ny avokavoka.
[2.424]
|
Vocabulaire |
Dérivés |
Mots composés |
|
|
Entrée |
traoka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fangaro [1.13]
|
Explications en français | Mélange [1.13]
|
Vocabulaire |
|