Entrée | tsiaro | ||||||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||||||
Explications en malgache | [Taisaka] fahatsiarovana [1.78] | ||||||||||||
Fiverenan' ny zavatra efa lasa ao an-tsaina indray. [1.1] | |||||||||||||
Fahatsiarovana; fifohazana [1.13] | |||||||||||||
Explications en français | Souvenir, mémoire, réveil [1.3] | ||||||||||||
Souvenir, réveil [1.13] | |||||||||||||
Exemples | Alina atorian'ny zava-boahary, fa ifohazan'ny tsiaro ratsy pirina!
[2.944] | ||||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Anagrammes | asotry, atsiro, atsory, isotra, ositra, ratsio, soitra, soraty, tsiaro |
Mis à jour le 2022/10/09 |