Entrée | tsihifina (tsihika) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Alaina tsikelikely ambara-pahafongany, ambarapaharitrany: Notsihifiny tao ny volan-dray aman-dreniny ka lany fongana tamin' ny farany Ny rano ao an-tsinibe aza raha tsihifina dia ritra rehefa ela ny ela (hazandrano) Alaina amin' ny tandroho: Taiza no notsihifinao ireo tilapia vaventy ireo? [1.1] | ||||||||
Exemples | na asiana vovo, na tsihifina amy ny tandroho, na jonoina amy ny fintana, na alosika.
[2.48] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |