Entrée | tsinjara (zara) | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Fizarana zavatra hitsitokotoko, fizarana zavatra efa voasaratsaraka Fivarotan-javatra mitsipotinka fa tsy ambongadiny [1.1] | |||||||||||||||
Explications en français | Action de détailler, de partager en lot [1.5] | |||||||||||||||
Exemples | Sorena moa izany, sady vita teo koa ny karenjy, fa niverenana indray ny tsinjara siramamy sy ny fatra solitany.
[2.4] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Mots composés, titres, noms |
| |||||||||||||||
Mis à jour le 2023/07/08 |