Entrée |
tsipelina
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanononana miavaka ny tarehintsoratra tsirairay avy ao amin' ny teny iray: Ataovy tsipelina ny teny hoe "neny" [1.1]
|
| Fomba fanoratra manaraka fitsipika [1.13]
|
Explications en français | Orthographe [1.13, 1.5]
|
Exemples |
1 | Ahitsiko ireo diso tsipelina valo ary adikako ny lahatsoratra.
[2.445]
|
2 | tsy natao miendrika lesona, toy izay mahazatra, ny fandinihana ny fitsipiky ny teny, ny tsipelina, ohatra.
[2.117]
|
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Mots composés, titres, noms |
|
Origine | Anglais: spelling.
|
|