|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsitoavina |
| Singan-teny | 2 tsy, 3 toavina |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Karazan-kazo madinidinika toy ny tapia, izay fihinan' ny landy ny raviny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a handsome shrub with pinnate leaves
[1.2#712] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 arbuste dont les feuilles servent de nourriture aux vers à soie
[1.3#787] |
| Ohatra |
8 Famelomana ny lava ravina, sy ny tsitoavina, aharo ireo, totoina ny ravina, dia esorina ny faikia ny, dia asiam-panasina ny rano ny, dia ampisotroina ny zaza kely.
[2.48#117]
|
| Voambolana | 9 Haizavamaniry: hazo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/10/06 |
|