Entrée |
tsy latsa-danja noho ny
(tsy, latsaka, lanja, noho)
|
Partie du discours | locution
|
Allégation | Mot ou locution vu dans: mitovy
|
Exemples |
1 | Nefa nisy anankiray izay noheverina ho tsy latsa-danja noho ny andriamani-dahy.
[1.38]
|
2 | Rainitoandro tokoa no maty, fa ny fitsimbinan' ny tany ama-monina ny vady aman-janany dia mahatahotra an' Andriamanitra, fa mihoatra sy tsy latsa-danja noho ny fahavelony.
[2.470]
|
|
|