Entrée | tsy manam-paharoa (tsy, anana, roa) | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Tsy misy mitovy aminy [1.1] | |
Explications en français | Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. [2.415] | |
Allégation | Mot ou locution vu dans: fanaperana ~ fatratra ~ tokana aman-tany | |
Exemples | Ambony sady ara-panahy loatra ny toetrany ka tsy manam-paharoa.
[1.38] | |
Synonymes | isa fa tsy roa | |
Mis à jour le 2021/01/01 |