Entrée |
tsy mifaditrovana
(tsy, mifaditrovana)
|
Partie du discours | locution
|
Explications en français | Injuste, cruel, sans pitié [1.3]
|
Allégation | Mot ou locution vu dans: masiaka
|
Exemples |
1 | Izay no teny nataony, sady lasa izy, fa nosintonin'ilay tsy mifaditrovana.
[2.324]
|
2 | Olona tsy mifaditrovana!
[2.472]
|
3 | Tamin' izay dia nokendain' ny rantsany tsy mifaditrovana ilay zanak' ondry mahantra, ka novonoiny sy noviravirainy.
[2.5]
|
|
|