Entrée vandana
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Maramara misy sorany mifangaro: Avereno any ity taratasy vandana ity fa tsy misy hilana azy.
Tsy tsotra sy madio fa ratsiratsy toetra. [1.1]
Explications en anglais Spotted, speckled, of mixed colors; cf. sada [1.7]
Explications en français Moucheté, marbré [1.8]
Exemples Ny ahy aleoko vandana imaso toy izay vandana ivoho. [2.472]
Dérivés 
Mots composés, titres, noms 
Zoonymes 
Phytonymes 
Proverbes 

Mis à jour le 2024/04/18