Entrée |
varinesy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Zavatra ahosotra ny hazo mba hampalambolambo ary hampamirapiratra azy [1.1]
|
| Karazan-dranoka ahosotra na atifitra hampangirana zavatra iray [1.13]
|
Explications en français | Vernis [1.3]
|
| Vernis, émail [1.13]
|
Exemples |
1 | Voamboana no nanaovana azy, ary voahosotra varinesy.
[2.332]
|
2 | Mamindra amin' izay izy amin' ny tongotra mingadongadona tsara voavitsy, sady vita varinesy amin' ny savony - fara-kaingo izany tamin' izay.
[1.437]
|
|
Mots composés, titres, noms |
|
Origine | Anglais: varnish.
|
|