Entrée |
vavony
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Kitapo mahalany eo amin' ny 1,5 litatra (ho an' ny olombelona), izay mihetsiketsika mandritra ny ora vitsivitsy aorian' ny sakafo ka manakobana sy manapotipotika ny sakafo; tsy izany ihany fa mbola manova ny toetrany simika koa izy amin' ny alalan' ny fiharombavony izay ao anaty rindrim-bavony [1.1]
|
Vocabulaire |
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|
Entrée |
vavony
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Tankarana]
(sens général : estomac). Nom donné aux beurres végétaux à usage alimentaire ; notamment celui de : Symphonia oligantha Baker (Clusiaceae) ; les graines fournissent un excellent beurre végétal. L'arbre est malheureusement peu répandu et mériterait d'être multiplié.
[1.196]
|
Nom scientifique | Symphonia oligantha |
Vocabulaire |
|