Entrée |
vazo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Vehivavy sakaizan' ny lehilahy iray ivelan'ny tokantranony. -- Indraindray
anefa, na ny lehilahy sakaizam-behivavy koa aza dia atao hoe vazo araka ilay fitenenana hoe:
"Tsy manam-bazo afa-tsy Rainisambainy" [1.1]
|
Exemples | tsy vazo tsy tiako hianao ka hofohaziko manga-bodi-lanitra?
[2.131]
|
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
vazo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Kalom-pitiavana ahatsiarovana olon-tiana; kalon' olo-manina [1.1]
|
Dérivés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Toponymes |
|
Proverbes |
|