Entrée |
vetivety
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Tsy ela, haingana ihany: Hiverina vetivety aho ka aza miala eto foana ianao [1.1]
|
Explications en anglais | In an instant, in a little while [1.7]
|
Explications en français | Dans un instant, tout de suite; bientôt [1.8]
|
Exemples |
1 | Vetivety foana dia indro nisy olona niseho.
[2.324]
|
2 | Saingy niova vetivety teo ny fitiavany nony nandroso kely ka nahatazana zavatra hafa.
[2.470]
|
|
Synonymes | |
Proverbes |
|
Entrée |
vetivety
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Tambahoaka]
Fieritreretana [1.78]
|
|