Entrée |
vinanto
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Vadin' ny zanakalahy na ny zanakavavy, ka arakaraka izany no iantsoana azy hoe "vinantola, hy" na "vinantovavy [1.1]
|
Explications en anglais | A son or daughter-in-law [1.7]
|
Explications en français | Gendre, bru [1.54, 1.8]
|
Exemples |
1 | Ankoatra izany, dia mbola norahonany mpanao fanjakana etsy sy eroa Ravokatra, Rasikina vinantovavy nentiny avy any moa nanampy trotraka rahateo (ny tompony aza tsy tia ka
[2.470]
|
2 | Ny vadin-janaka na tena mirahalahy na mirahavavy avy, no atao hoe:
vinanto na rangahy. Saika mandrakariva ny lehilahy antsoina rangahy
ary ny vehivavy antsoina vinanto, nefa ny vinanto mety miasa
amin'izy roa.
[2.398]
|
|
Vocabulaire |
Mots composés, titres, noms |
|
Titres |
|
Proverbes |
|