Entrée | voafora (fora) | |||
Partie du discours | participe passé | |||
Explications en malgache | Nesorina ny nofo manarona ny lohan' ny filahian' ny ankizilahy kely [1.1] | |||
Explications en anglais | Circumcised [1.2] | |||
Explications en français | Circoncis [1.3] | |||
Exemples | Ny zaza maty tsy mbola voafora dia tsy maintsy ho foraina izy vao alevina ao am-pasan-drazana, fa raha tsy natao izany hono izy dia tsy raisin' ny fahasivy sy Ndriananahary, ka tonga manjenjena eny ho eny ka mampalahelo.
[1.353] | |||
Vocabulaire | Santé | |||
Dérivés |
| |||
| ||||
Synonymes | finora | |||
Mis à jour le 2023/01/20 |