1 | Nahavelona fanantenana marina, tamin' ny voalohandohany, Radama.
[2.270]
|
2 | Sosoa be rano ny sakafo omena ny mpifana amin’ ny andro voalohandohany
[2.436]
|
3 | Tamin' izany no nidiranay voalohandohany tamin' ireny trano fisakafoana ireny.
[2.356]
|
4 | Ary tamin' ny Andriana voalohandohany no nisy nampirafy andriambavy sy tamin' ny vahoaka ka nony niteraka dia natao hoe Hova (efa niova) ny zanany fa tsy andriana intsony.
[1.436]
|