Entrée |
voankena
|
Mots élémentaires | voa ;
hena |
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ny voan' ny omby, izay be mpifady [1.1]
|
Explications en anglais | Beef kidneys [1.7]
|
Explications en français | Rognon de boeuf [1.8]
|
Exemples |
1 | hoy izy mantsy ilay zanak'andriana teo Ambohidratrimo, nifarombaka tamin'ny voankena nentiny.
[2.298]
|
2 | Tsy manafintohina olona tonga am-pahadiovam-po hiray ala-helo amin' ny tena ve ny teny tahaka io, sy ny voankena ahosina aminy ka mandoto ny akanjony?
[2.245]
|
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|