Entrée | volo hala | ||
Mots élémentaires | volo ; hala | ||
Partie du discours | locution | ||
Explications en malgache | Lolom-po, otri-po [1.1] | ||
Exemples | Volohala sy fanendrikendrehana tsy an-drariny izao fiampangana ny sakaiza nitokiako izao, ka raha tsy manana porofo mazava tsara ny mpiampanga dia tsy havelako ho afa-maina izy, satria mpamono olona.
[2.643] | ||
Mots composés, titres, noms |
| ||
Proverbes | Proverbes contenant le mot volo hala | ||
Anagrammes | halavolo, volo hala |
Mis à jour le 2023/08/11 |