Entrée |
votoaty
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ny ao anatin' ny hazo, ilay faritra malemy fotsifotsy ao anatiny Ny tena fotony amin' ny zavatra iray: Ny fananana herimpo no votoatin' ny angano hoe: Imbahitrila. [1.1]
|
Exemples | Betsaka ny zazalahy azoko novadina raha tiako, ireny rehetra ireny anefa ravindravina ivelany fotsiny fa ny tena votoaty tsy misy.
[2.4]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Simple : |
votoaty,
votoatiny,
votoatin',
votoatin- |
Préfixée : |
-botoaty,
-botoatiny,
-botoatin',
-botoatin- |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Autres orthographes |
Proverbes |
|