Entrée | vy tsy mikitrana irery | |
Mots élémentaires | vy ; tsy ; mikitrana ; irerỳ | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Raha misy miady, matetika saika samy manana hadisoana ihany na ny an-kilany na ny an-daniny [1.1] | |
Exemples | Mba fotory lalindalina kokoa fa vy anie tsy mikitrana irery e!
[2.643] | |
Mis à jour le 2023/10/27 |