Entrée | zafin-dohalika | |
Mots élémentaires | zafy ; lohalika | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Zanaky ny zafiafy, na taranaka fahefatra [1.1] | |
Explications en français | La quatrième génération [1.3] | |
[ zafindohalika ] Quatrième génération [1.54] | ||
Exemples | Tsy tokony hatao hahakivy anefa io toe-javatra farany io fa mainka koa aza isika tokony hanomboka tsy misy hataka andro ny raharaha rahatiana ny hioty ny « vokany » ny zafindohalika.
[4.27] | |
Vocabulaire | Rapports: famille | |
Mis à jour le 2023/06/08 |