Entrée | zaitra | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Fampikambanana lamba amin' ny kofehy mba hahatonga azy ho akanjo: Tsy mbola mahay zaitra i Bozy kely Fomba nanjairana: Tsara zaitra itỳ akanjonao itỳ izany! [1.1] | |||||||||||||||
Explications en anglais | Sewing [1.7] | |||||||||||||||
Explications en français | Couture [1.8] | |||||||||||||||
Exemples | Ny sarifilanelina tsy akory tsy niova, fa ny didiny, tsy ilay zaitra kitapo iray trano sahala amin' ny taloha intsony.
[2.472] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Mots composés, titres, noms |
| |||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |