Entrée |
zaza sary
|
Mots élémentaires | zaza ;
sary |
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Zaza tsy manandray ara-dalàna [1.1]
|
Explications en anglais | An illegitimate child [1.7]
|
Explications en français | Les bâtards sont des copies et non des originaux. [2.415]
|
| Enfant illégitime [1.8]
|
Exemples |
1 | ny zazasary sy ny zana-dranitra tsy mandova;
[2.508]
|
2 | Teny am-pivezivezena teny no nananany tokan-trano nifanisa tamin' ny tanàn-dehibe nolalovany, ary indrisy, mampalahelo fa misy vitsivitsy tamin' ireny namelany zazasary!
[2.499]
|
|
|