Exemples |
1 | Lehilahy lehibe anankiray, lava marotsaka, efa zokinjokiny, ary manao solomaso, no nitsangana.
[2.472]
|
2 | Zokinjokiny ihany indray anefa no fitazana an-Ingahy Ravokatra, amin' izato endriny efa nolazoin' ny taona maro sy ny fihetsiny ntaolontaolo, firesany mametrapetraka singantsingan' ohabolana sy fanoharana.
[2.470]
|
3 | Ary raha nandre izany izy, dia nivoaka tsirairay hatramin'ny zokinjokiny ka hatramin'ny zandrinjandriny;
[2.996]
|
|