Entrée | antsefa | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Kilalao isehoam-pahakingana amin' ny tanana izay alefa ka asandrahaka, toa mikainkona, mba hamelezana ny ankilany, izay manao toy izany koa: samy mikendry izay hahatratrarana ny an-daniny avy ny mpilalao [1.1] | ||
Explications en anglais | A play with the hands, by which the opponents try to hurt the back of each other's hands with the finger nails. [1.2] | ||
Vocabulaire | Jeu | ||
Mots composés, titres, noms |
| ||
Anagrammes | antsefa, fanetsa |
Mis à jour le 2020/07/31 |