Entrée |
diam-panorona
|
Mots élémentaires | dia ;
fanorona |
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Sary misy tsipika mifanapatapaka tahaka ny sora-panorona [1.1]
|
Explications en anglais | [ fanorona, a game] the cross marks made on the ground or a board for playing the game fanorona
[1.2]
|
Exemples |
1 | ny rano ary ny rivotra, arak' izay hitanao amin'io diampanorona io : ny Alahamady Alakaosy Alahasaty dia vintan' afo.
[1.381]
|
2 | Momba ny fanorona anefa, matetika soritana eo amin' ny tany ny diampanorona, dia maka voan-javatra na vato kely na tapatapa-javatra misy eo, dia efa lasa.
[2.245]
|
|
Vocabulaire |
Mots composés, titres, noms |
|
|