Entrée |
fahatsiarovan-tena
|
Mots élémentaires | fahatsiarovana ;
tena |
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Fahatsapana ny haja aman-kasina ananan'ny tena eo anoloan'ny mpiara-belona ka mahatonga hifady tsy hanao fitondran-tena tsy mety [1.1]
|
| Fahafantarana sy fahatsapana ary fanatanterahana zavatra tokony hatao na lalana tokony hizorana [1.13]
|
Explications en français | Conscience [1.13]
|
Exemples |
1 | Ny papa Joany-Paoly II dia milaza fa ny Fiangonana no fahatsiarovantenan' ny fahatsiarovantena.
[1.369]
|
2 | Koa raha mahatratra io fari-piheverana sy fahatsiarovantena io àry ry zareo, dia azo inoana fa olombelona tahaka antsika tokoa.
[2.285]
|
|
Vocabulaire |
Titres |
|
|
Entrée |
Fahatsiarovan-tena
|
Mots élémentaires | fahatsiarovan-tena |
Partie du discours | nom propre (titre de livre)
|
Auteur | Razakandraina Jean Verdi Salomon, 1958 |
Vocabulaire |
Tableaux et planches | Tous les titres
|
|