Entrée | fanatanjahantena | |
Mots élémentaires | fanatanjahana ; tena | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [ fanatanjahan-tena ] Fitambaran' ireo fampiasan-tena isan-karazany: fandehanana an-tongotra, hazakazaka, fibatan-javatra, lomano, fanetsehana ny tanana, sandry, tongotra, fanalefahana ny hozatra, sns... mba hanatanjahana, hanamafisana ny tena [1.1] | |
Explications en français | éducation physique [1.13] | |
Exemples | Ireny fihetsiketsehana sy fanatanjahantena rehetra ireny dia vao mainka nampisy aina ny fitaizana sy ny fampianarana teo Antanisoa.
[2.356] | |
Vocabulaire | Sports | |
Mis à jour le 2024/03/24 |