Entrée | fitanana (tana) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fitazonana: Tsy hainao ny fitanana sabatra. Fihazonana: Sarotra ny fitanana io zaza io ao an-trano. Tsy famelana hivoaka na handeha na handositra, fampihibohana: Ny fitanana am-ponja no sazy ataon'ny fanjakana ho an'ireo nahavita heloka bevava. Fitehirizana: Mitory toe-tsaina ratsy ny fitanana fanafody hamelezana ny sasany. [1.1] | |
Explications en anglais | [Rel. s. from mitana (tana).] A surety, a pledge, a hostage; a pin, a handle. See fampitanana, fihazonana, antoka, tsatoka. [1.2] | |
Entrée | fitanana | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Ody fihazonana, araka ny hevitry ny Ntaolo [1.1] | |
Explications en français | [Betsileo, Merina] (racine tana : action de tenir fermement, de conserver quelque chose ou quelqu'un). Talisman par lequel on retient quelqu'un en otage. Philtre d'amour. Voir fampitanana plus usité. [1.196] | |
Vocabulaire | Botanique | |
Anagrammes | fitanana, ifantana, tafanina |
Mis à jour le 2023/01/20 |