Entrée | grefy | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Famindrana tsimo-kazo iray na tahonny misy masony amin' ny hazo hafa mitovy karazana aminy ka asisika amin' ny hoditry ny vatan' ity faharoa mba hahazoana karazana tsaratsara kokoa [1.1] | ||||
Explications en français | Greffe [1.13] | ||||
Exemples | Ary ny mimoza sy ny grefy maro karazana dia vao niseho hatramin’ ny 1885 eo ho eo.
[1.437] | ||||
Vocabulaire | Botanique: (en général) | ||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||
Origine | Français: greffe. | ||||
Mis à jour le 2023/08/11 |