Entrée |
haisoratra
|
Mots élémentaires | hay ;
soratra |
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fahaizana mandinika ny soratra, fahalalana momba ny soratra: Hivoaka atsy ho atsy ny tantaran' ny haisoratra malagasy [1.1]
|
Explications en anglais | Prose [1.7]
|
Explications en français | Prose [1.8]
|
| Littérature [1.5]
|
Exemples |
1 | Tantaran ny Haisoratra malagasy, Fizarana I.
[2.285]
|
2 | Raha fintinina izany, dia azo lazaina fa tsy mitovy velively ny lanjan'ny fanabeazan'ny harivolana eo amin'ny fiarahamonina miaina amin'ny teny, sy ny an'ny haisoratra ao amin'ny fiarahamonina fehezin'ny soratra.
[2.606]
|
|
Vocabulaire |
Mots composés, titres, noms |
|
|