Entrée kabary
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny lavalava voalahatra sy voarindra atao eo imason' ny olona tafavory: Fatratra izay kabary am-panambadiana tamin' ny fanambadian' ny zanak' anabaviko izay
Fanambarana teny midina: Efa nandalo teo ve ilay mpiantso kabary?
Levilevy, faniniana, anatra na teny lavareny: Aza itondranao kabary vao maraina aty izahay
Fiampangana na fitoriana ataon' olona amin' ny tena eo amin' ny fitsarana, ady amin' ny fitsarana: Moa dia natao ho very va re aho ka narianao tamin-kabary?
Vaovao: Inona no kabarinao? (fandre indrindra amin' ny fitenim-paritany [1.1]
 Lahateny kanto sy mirindra atao an-kavoriana [1.13]
Explications en anglais A public proclamation, a message from the sovereign or rulers; an assembly convened for public business; business or public speeches; an important matter [1.2]
 A palaver, a public discourse [1.7]
Explications en français Discours public [1.3, 1.8]
 Proclamation, publication, affaires traitées dans les réunions publiques ; assemblée publique, querelle, procès [1.3]
 Palabre [1.8]
 Discours [1.13]
Exemples 
1Vita eo ny kabary. [2.245]
2Vao izay vao mamaky kabary; [2.508]
3Ireo no fototry ny kabary hatraiza hatraiza. [2.488]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : kabary, kabariko, kabarinao, kabariny, kabarintsika, kabarinay, kabarinareo, kabarin', kabarin-, kabarim-, kabari-
Dérivés 
 
Synonymes volana
Mots composés, titres, noms 
Titres 
Kabarim-panambadiana

Kabary amin' ny famadihana

Kabary amin' ny fampisehoan-dambamena ho entin' ny maty

Kabary amin' ny Fanolorana omby ho an' ny mpandevina

Kabary am-panambadiana sy amin'ny fanasana

Kabary am-pandevenana

Kabary Malagasy tsy tontan' ny ela
Kabary nataon' Andrianampoinimerina
Kabary nataon-dRabemila
Kabary nataon-dRadama I
Kabary nataon-dRadama II
Kabary nataon-dRainilaiarivony
Kabary nataon-dRanavalona I
Kabary nataon-dRanavalona II
Kabary nataon-dRasoherina

Kabary nataon-dRavalomanana Marc

Kabary vaovao

Ny kabary
Proverbes 

Entrée kabary
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sihanaka] Anton-dia, sahabo [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/07/31