Entrée | koreanina | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Explications en malgache | Firenena any amin' ny tany saikanosy avaratra atsinanan' i Azia: Betsaka kokoa ny Koreanina atsimo noho ny avaratra Momba an' i Korea, an' i Korea na avy any Korea: i Seoly no renivohitra koreanina atsimo [1.1] | |
Explications en anglais | Korean [3.1] | |
Explications en français | Coréen, coréenne [3.1] | |
Vocabulaire | Géographie: pays, peuples | |
Origine | Français: coréen. | |
Analogues | Korea | |
Mis à jour le 2020/07/31 |