Entrée | marirana (rirana) | |||
Partie du discours | adjectif | |||
Explications en malgache | Misy rirany, miendrika lelan-javamaranitra Enti-milaza tarehin' olona maranidranitra, izany hoe somary mahiahia, fa tsy mba dombodombo petapetaka [1.1] | |||
Exemples | Tahaka ny saingona ka ny anarana no matavy fa ny tena mahia sy marirana.
[2.346] | |||
Dérivés |
| |||
| ||||
Entrée | marirana | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en français | [Sakalava] (sens général : avoir des côtés ou des angles en saillie, allusion aux côtes de la tige) Paullinia pinnata L. (Sapindaceae). Nom cité par Dandouau. Voir aussi vahimarirana. [1.196] | |||
Nom scientifique | Paullinia pinnata | |||
Vocabulaire | Botanique | |||
Anagrammes | manarira, marirana, mirarana |
Mis à jour le 2023/01/20 |