Entrée |
masoandro
|
Mots élémentaires | maso ;
andro |
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Antontan-javatra goavana mirehitra mihenjy eny amin' ny habakabaka ka fototry ny hazavana sy ny hafanana ety ambonin' ny tany, izay mihodina manodidina azy: Miposaka avy atsinanana ny masoandro Hainandro: Misy masoandro eo ka mikisaha ianao Ray (aman-dreny): Ianareo no masoandro amam-bolanay [1.1]
|
Explications en anglais | The sun [1.2, 1.7]
|
Explications en français | Soleil (figuré) le père, le souverain [1.3]
|
| Le soleil [1.8]
|
Exemples | Efa tafasondrotra nihoatra an' i Mandray ny masoandro takontakon-drahona.
[2.499]
|
Vocabulaire |
Mots composés, titres, noms |
|
Toponymes |
|
Proverbes |
Article |
|