Entrée |
midona
(dona)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mipaika mafy amin' ny zavatra iray: Nidona tamin' ny vato ny lakana ka saika nivadika
Miafara, tonga hatramy..., mivoaka: Midona any Ankadifotsy itý lanankely itý Mirohondrohona: Midona ny orana any Ankaratra. Teny enti-milaza fa mipaika ny mpilalao iray amin' ny lalao daomy, izany hoe tsy manana masom-bato mitovy amin' izay miseho, ka mampandeha an' ilay ao aorianany [1.1]
|
Explications en anglais | To collide with, to bump into something [1.7]
|
Explications en français | Heurter [1.3, 1.8]
|
| Choquer, se heurter Aller trouver, aboutir à [1.3]
|
| Se cogner contre [1.8]
|
Exemples |
1 | Dia ho izay henonay midoboka izay tokoa ve ny vatan-tsambo midona amin' ny vato?
[2.471]
|
2 | Nidona tamin' ny haram-bato ny sambo ka vaky (Le navire a heurté contre un rocher et il s'est brisé)
[1.3]
|
3 | Midona eny amin' ny kianja io lalana io (Ce chemin aboutit à la place)
[1.3]
|
|
Morphologie |
Présent : |
midona |
Passé : |
nidona |
Futur : |
hidona |
Impératif : |
midonà |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|
Entrée |
midonà
(dona)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif midona
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|
Entrée |
midona
(dona)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en français | Passer (aux dominos) [1.3]
|
Vocabulaire |
|